Sport

CAN EGYPTE 2019 Andro farany amin’ny fifaninanam-bondrona anio


  • Talata 02 Jolay 2019

Miditra amin’ny andro faha-3 farany amin’ny fifaninanam-bondrona anio talata 02 jolay 2019 ny CAN 2019 tanterahina any Egypte ankehitriny ka ry zareo ao amin’ny vondronda E sy F no hiditra farany amin’izany.

 

 

 

 

Fandaharan-dalao andro fahatelo farany vondrona E sy F

Talata 02 jolay 2019 :

(F)-08ora alina Malagasy : Bénin # Cameroun ; Guinée-Bissau # Ghana

(E)-11ora alina Malagasy : Angola # Mali ; Mauritanie # Tunisie

Voka-dalao   andro faha-3 vondrona C sy D :

Afrika du Sud – Maroc ( 0 - 1 ) ; Namibie –Côte d’Ivoire ( 1 - 4 ) ; Tanzanie – Algérie (0  - 3 ) ; Kenya – Sénégal (0  - 3 ).

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT