Sport

Jeux Corporatifs d’Antananarivo andiany faha-30 Nahatratra 24 ireo orinasa nandray anjara


  • Talata 02 Jolay 2019

Notanterahina tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina tamin’ny sabotsy sy alahady faran’ny herinandro teo ny andiany faha-30 amin’ny “Jeux Corporatifs”

 

nokarakarain’ny « Clément Rabary Organisation » niaraka tamin’ny fiaraha-miasa mavitrika tamin’ny Mjs sy ny Cnaps ary ny Midi Madagasikara   sy ny Cua. Nahatratra 24 be izao ireo orinasa nandray anjara  ka anisan’izany ny mpiasan’ny tambatr’orinasa Vidy Varotra.

VOKATR’IREO FAMARANANA REHETRA NATAO  :

Foot à 7 : Adema – Trésor  (3) 2 – 2 (2)

Volley-ball : Auximad -   Dgt (28-27)

Basket-ball : Filatex -  CNaPS (44-33)

Tennis : + 45 kg-Nary ( NSC )nandresy an’i Jean  Jacques (Trésor)       ; -45kg-Nary (Nsc) nandresy an-dRandriamanampy (Tresor)         ;  vehivavy-Ambinintsoa  (Trésor) nandresy an’i Voahanginirina

Belote : David/Heritiana (Sipem) -  Nary/Jean Claude (Nsc) 177-33

Pétanque : Vehivavy-Harindranto/Zodia  (CNaPS) nandresy an’i Saholy/Beby (Sara et Cie) ; Lehilahy-Lalaina/Rija/Tohitra – Mampionona/Haja/Gervais (Nsc)   13-12              

 

Ntsoavina Evariste

                                                                  

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT