Sport

Andrea Carolus Efa tilian’ny Eoropeanina


  • Talata 02 Jolay 2019

Nanomboka teo amin’ny andro faharoan’ny fifanintsanana isam-bondrona tamin’ity fiadiana ny tompondakan’i Afrika eo amin’ny taranja baolina kitra atao atsy Ejipta

 

 

ity no efa nahenoana fa mahaliana ireo mpitily mpilalao avy amina klioba matanjaka any Eoropa toa an’i PSG ilay irakiraka mpanafika Malagasy, Andrea Carolus na Carolus Andriamahitsinoro. Milalao ao amin’ny klioba divizionina voalohany, El Adalah, ao Arabia saodita moa ny tenany amin’izao fotoana izao ary mpamono baolina be indrindra ao. Heverina araka izany fa miandry fandresen-dahatra kokoa amin’ny filalaon’ity mpanafika ao amin’ny Barea ity farany ireo mpitily ary ho maromaro ireo tolo-bidy mikasika azy aorian’ity CAN ity. I Carolus moa no tena nahenoana feo betsaka indrindra tany amin’ireo zoron-tranon’i Alexandrie tany fa inoana fa efa maro ihany koa ireo mpilalao Malagasy hafa mahaliana ireo mpitily ireo.

J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT