Sport

PRO LEAGUE MALAGASY Andro faha-3 Resy an-kianjany avokoa ny Zanakala Fc sy ny Elgeco Plus


  • Alatsinainy 11 Novambra 2019

Azo avokoa ny vokatra rehetra teo amin’ny fifaninanana Pro League Malagasy andro faha-3, tamin’ireo lalao natao tamin’ny sabotsy 9 sy omaly alahady 10 novambra 2019 ka nisongadinan’ny mbola

 

faharesen’ny Zanakala Fc fanintelony indray tao amin’ny kianja Ampasambazaha Fianarantsoa sy ny niondrehan’ny Elgeco Plus teo anatrehan’ny Cosfa tetsy amin’ny kianja By Pass : Cnaps Sport Itasy  3 – 0 Jet Mada Itasy  ;  Zanakala Fc M/ Ambony 1 – 2 As Adema A/manga ; Tia kitra Fc A/nanana 4 – 0 Club M A/njirofo ; Elgeco Plus A/manga 1 – 2 Cosfa A/manga ; Ajesaia Bongolava 5 – 0 Fc Ilakaka Ihorombe.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT