Sport

RUGBY AFRICA Men’s Sevens 2019 Tafita hiatrika ny Lalao Olimpika Tokyo 2020 ny Kenyana


  • Alatsinainy 11 Novambra 2019

Tafita hiatrika ny Lalao Olimpika Tokyo 2020 ny ekipa Kenyana amin’ny taranja rugby à 7 rehefa nandavo 29-0 ny ekipan’i Ouganda

 

 

 

tompondaka farany teo amin’ny famaranana ny fifaninanana “Rugby Africa Men’s Sevens 2019” natao tao amin’ny kianja Bosman Stadium any Johannesburg Afrika Atsimo ny sabotsy 09 novambra lasa teo. Nijanona faha-4 toy ny tamin’ny taon-dasa ihany ny Makis Sevens Malagasy tamin’ity fifaninanana ity rehefa lavon’i  Zimbabwe 24-7 teo amin’ny lalao fiadian-toerana faha-3.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT