Sport

Tompondakan’i Afrika 2019 RUGBY à 7 lehilahy Hotontosaina anio zoma sy rahampitso sabotsy any Johannesburg


  • Zoma 08 Novambra 2019

Hotontosaina anio zoma 08 sy rahampitso sabotsy 09 novambra 2019 any amin’ny kianja Bosman Stadium any Johannesburg Afrika Atsimo ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika 2019 eo amin’ny taranja Rugby à 7 lehilahy.

 

 

Efa any an-toerana ny Makis à 7 Malagasy ka ny ekipan’i Botswana no hihaona amin’izy ireo voalohany anio zoma.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT