Sport

BAREA CAN 2021 Tonga ihany i Romain Metanire


  • Alatsinainy 11 Novambra 2019

Efa saika tonga eto Antananarivo avokoa ny ankamaroan’ireo mpilalao mpila ravinahtra nantsoina hanatevina ny Barea CAN 2021 hifanandrina amin’ny ekipan’i Ethiopie amin’ny sabotsy 16 novambra izao etsy Mahamasina.

 

 

Efa notsenain’ny solontenan’ny FMF teny Ivato, ohatra, i Faneva Ima, Voavy Paulin, Thomas Fontaine, Lalaina Nomenjanahary (Bolida), Jerôme Mombris ary Dimitri Caloin. Amin'ny fomba ofisialy  ihany koa dia nambaran’ny FMF fa tonga ihany koa i Romain Metanire ary efa miaraka amin'ireo rahalahiny ao anatin'ny BAREA etsy amin'ny Le Louvre Hôtel & Spa - Antananarivo ny tenany.

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT