Sport

Baolina kitra Ligue 1 eto Analamanga Eny Andralanitra anio ny tapany faha-2 amin’ny andro faha-12


  • Alarobia 29 Janoary 2020

Eny amin’ny kianja sentetika St Pierre enyAndralanitra indray anio alarobia 29 janoary no hanatanterahina ny tapany faharoa amin’ny andro faha-12 amin’ny

 

 

 

fiadiana ny ho tompondakan’ny Ligue 1 eto amin’ny ligin’Analamanga eo amin’ny taranja  baolina kitra.

Fandaharam-potoana Alarobia 15 Janoary 2020 :

08:30- Cnaps Tanà # Kinga Sport;  10:30- # Disciples Fc Five Fc ;  12:30- Net Foot #  Uscafoot

Voka-dalao andro faha-12 tapany voalohany :

Cospn 1 – 0 Five Fc  ;   Cffa 3 -  0  As Ct   ;   Mi-20  5 – 1 As St Michel   ;    Fosa Junior Espoir 2 – 1 As Jet Mada

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT