Ny AROI « Association Rugby de l'Océan Indien » sy ny Malagasy Rugby dia manolotra ho an’ny mpankafy baolina lavalava ny « tournoi de Rugby à 7 U16 et U18 »
lahy sy vavy izay ho tontosaina eny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka anio zoma 28 febroary 2020 manomboka amin’ny 8 ora maraina sy rahampitso sabotsy 29 febroary 2020. Nosy 4 mpikambana ao amin’ny AROI no handray anjara amin’izany dia La Réunion, Maurice, Mayotte ary Madagasikara mpampiantrano.
Omaly alakamisy 27 febroary no nigadona teto Antananarivo ireo delegasion’ireo nosy vahiny 3 ka ny delegasiona Reonioney no nisantatra izany omaly maraina.
|
9h00 |
MADA1 # MADA3 |
|
M16 |
|
9h20 |
REUNION # MAURICE |
|
|
|
9h40 |
MADA1 (A) # REUNION (B) |
|
M18 F |
|
10h00 |
MAYOTTE (C) # MADA2 (D) |
|
|
|
10h20 |
MADA1 # MAYOTTE |
|
M16 |
|
10h40 |
REUNION # MADA2 |
|
|
|
11h00 |
REUNION (A) # MAURICE (B) |
|
M18 G |
|
11h20 |
MAYOTTE (C) # MADA (D) |
|
|
|
11h40 |
MADA1 (A) # MAYOTTE (C ) |
|
M18 F |
|
12h00 |
REUNION (B) # MADA2 (D) |
|
|
|
12h20 |
COUPURE |
||
|
12h40 |
|||
|
13h00 |
MADA3 # MAYOTTE |
|
M16 |
|
13h20 |
MAURICE # MADA2 |
|
|
|
13h40 |
REUNION (A) # MAYOTTE (C ) |
|
M18 G |
|
14h00 |
MAURICE (B) # MADA (D) |
|
|
|
14h20 |
MADA1 (A) # MAYOTTE (C ) |
|
M18 F |
|
14h40 |
REUNION (B) # MADA2 (D) |
|
|
|
15h00 |
MADA3 # MADA2 |
|
M16 |
|
15h20 |
COUPURE |
||
|
15h40 |
REUNION (A)# MADA (D) |
|
M18 G |
|
16h00 |
MAURICE (B) # MAYOTTE (C ) |
|
|
Rahampitso sabotsy 29 febroary 2020 manomboka amin’ny 10 ora maraina ka mandra-pahariva ny andro no hanatanterahana ny dingana famaranana amin’ity hetsika ity. Marihana fa samy tsy hisy hidiram-boa fa ho “Bojo” avokoa ny fanatrehana an’ireo lalao anio sy rahampitso eny Andohatapenaka.
Ntsoavina Evariste
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.