Sport

Orange Pro-League andro faha-14 Any Fianarantsoa ny 3Fb Toliara no handray ny Fosa Juniors Boeny


  • Zoma 28 Febroary 2020

Any amin’ny kianja maoderina Ampasambazaha Fianarantsoa rahampitso sabotsy 28 febroary 2020 manomboka amin’ny 2ora 30 no

 

 

 

handraisan’ny ekipan’ny 3Fb Toliara Atsimo Andrefana ny ekipan’ny Fosa Juniors Fc Boeny eo amin’ny andro faha-14 amin’ny fifanintsanana baolina kitra “Orange Pro-League Malagasy”. Mbola misy lalao 2 hafa ihany koa hotanterahina amin’io rahampitso sabotsy io ary ny lalao 3 ambiny amin’ity andro faha-14 ity dia hotontosaina amin’ny alahady 01 martsa 2020 avokoa.

 

ORANGE PRO-LEAGUE ANDRO FAHA-14 FANDAHARAM-¨POTOANA

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT