Sport

Taom-pambolen-kazo Faritra Atsinanana sy Alaotra Mangoro Nandray anjara mavitrika ny orinasa Ambatovy


  • Alatsinainy 02 Martsa 2020

Nandray anjara mavitrika tamin’ny fanombohana tamin’ny fombam-panjakana ny taom-

 

 

pambolen-kazo ho an’ny Faritra Atsinanana sy Alaotra Mangoro ny orinasa Ambatovy tamin’ny 19

janoary 2020 lasa teo. Nandraisan’ity orinasa ity anjara avokoa ny hetsika roa notanterahina tamin’io andro io dia ny tao Antetezana kaominina ambanivohitra Foulpointe ho an’ny Faritra Atsinanana sy ny tao Analameva, kaominina ambanivohitra Ambohibary, Faritra Alaotra Mangoro, Ankoatra ny fandraisana anjara mavitrika nataon’ireo mpiasan’Ambatovy tamin’ny fambolen-kazo dia nanampy an’ireo Sampandraharaham-paritry ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy tamin’ny alalan’ny fanomezana fiara hitaterana ny mpandray anjara ihany koa ny orinasa Ambatovy.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT