Sport

Thb Ligue des Champions Malagasy 2020 Hanomboka rahampitso sabotsy 29 febroary ny andro voalohany


  • Zoma 28 Febroary 2020

Hanomboka rahampitso sabotsy 29 febroary 2020 sy amin’ny alahady 01 martsa 2020 any Toamasina sy Mahajanga ary any Fianarantsoa sy eto Antananarivo ny andro voalohany,

 

 

 

dingana voalohany amin’ny fifaninanana baolina kitra Thb Ligue des Champions Malagasy 2020 araka ny fandaharana :

 

Mahajanga FANDAHARAM-POTOANA THB LIGUE DES CHAMPIONS 2020

 

Toamasina FANDAHARAM-POTOANA THB LIGUE DES CHAMPIONS 2020

 

Fianarantsoa FANDAHARAM-POTOANA THB LIGUE DES CHAMPIONS 2020

 

Antananarivo FANDAHARAM-POTOANA  THB LIGUE DES CHAMPIONS 2020

 

Marihana fa nozaraina ho vondrona 4 ireo ekipa 24 mandray anjara amin’ity fifaninanana ity :

 

FIZARAM-BONDRONA THB LIGUE DES CHAMPIONS 2020

 

 

Ntsoavina Evariste

 

Thb Ligue des Champions 2020

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT