- Talata 31 Martsa 2020
Sport.Tenisy Roland Garros Nahemotra amin'ny septambra 2020
Notapahin'ny FFT "Federasion'ny Tenisy Frantsay" tarihan'ny filohany, Bernard Giudicelli, fa amin'ny 20 septambra ka hatramin'ny 4 oktobra 2020 no
Hamaky ny tohinyNotapahin'ny FFT "Federasion'ny Tenisy Frantsay" tarihan'ny filohany, Bernard Giudicelli, fa amin'ny 20 septambra ka hatramin'ny 4 oktobra 2020 no
Hamaky ny tohinyTena sahirana tahaka ireo namana hafa any ivelany izahay mpanao haiady malagasy hoy i Parfait Rakotonindriana ilay malagasy tompondaka eran-tany in-droa tamin'ny savate boxe française
Hamaky ny tohinyNambaran'ny olona akaiky azy fa tsy matin'ny Coronavirus izany ilay mpanazatra ny telosoratra frantsay fahiny fa aretina hafa efa nandazo azy elaela ihany no
Hamaky ny tohinyNoho ny fangatahan'i Japon tokony handray ny lalao olimpika 2020 hanemorana izany hetsika izany amin'ny taona 2021 dia nanaiky izany ny COI "Komity olimpika iraisam-pirenena".
Hamaky ny tohinyTsy handefa atleta handray anjara amin'ny lalao olimpika hatao any Tokyo Japon amin'ity taona 2020 ity ny firenena Kanadiana araka ny fanambarana nataon'ny COC "Comité Olympique Canadien" sy ny CPC
Hamaky ny tohinyBetsaka ireo ekipa efa tonga tany amin’ny toerana saika hiatrehany ny andro faha-16 amin’ny fifaninanana baolina kitra “Orange Pro-League Malagasy”
Hamaky ny tohiny