- Alakamisy 02 Aprily 2020
Sport.Papa Diouf – Olympique de Marseille Lavon'ny coronavirus
Lavon'ny coronavirus teo amin'ny faha-68 taonany tamin'ny talata 31 martsa 2020 lasa teo tany Dakar Sénégal ilay filohan'ny klioba OM
Hamaky ny tohinyLavon'ny coronavirus teo amin'ny faha-68 taonany tamin'ny talata 31 martsa 2020 lasa teo tany Dakar Sénégal ilay filohan'ny klioba OM
Hamaky ny tohinyRaha miatrika fahasahiranana ara-bola goavana avokoa ny ankamaroan'ireo klioba fanta-daza any Eoropa any ankehitriny ka
Hamaky ny tohinyFanapahan-kevitra vitsivitsy no noraisin'ny birao foiben'ny FIBA nivory tamin'ny alalan'ny videoconference niainga avy any amin'ny foiben'ny "Maison du Basketball Patrick Baumann" foiben'ny FIBA maneran-tany tamin'ny faha-26 sy 27 martsa lasa teo.
Hamaky ny tohinyFamakiam-boky sy fianarana manokana ny teny Malagasy no anisany andanian'ilay mpanazatra ny BAREA, Nicolas Dupuis, andro amin'ny fiatrehana ny fihibohana an-trano na "confinement" ankehitriny.
Hamaky ny tohinyVariana amin’ny fiparitahan’ny Coronavirus izao tontolo izao sy isika malagasy fa ny eo anivon’ny federasionina malagasin’ny baolina kitra koa amin’izao fotoana izao dia efa tonga amin’ilay hira hoe “mandeha ny mandeha”
Hamaky ny tohinyNoho ny fepetra manokana noraisin'ny fitondrana Frantsay mikasika ny ady amin'ny coronavirus dia nanapa-kevitra ny nody any Brezila i Neymar Jr
Hamaky ny tohiny