Sport

Lalao olimpika 2020 Nanaiky ny fanemorana ny COI


  • Alakamisy 26 Martsa 2020

Noho ny fangatahan'i Japon tokony handray ny lalao olimpika 2020 hanemorana izany hetsika izany amin'ny taona 2021 dia nanaiky izany ny COI "Komity olimpika iraisam-pirenena".

 

 

Marihana fa taorian'ny fanambarana nataon'i Kanada sy Aostralia ny hisintaka tamin'ny hetsika no nahatonga an'i Japon nangataka ity fanemorana ity.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT