Sport

Parfait Rakotonindriana “Sahirana ny mpanao haiady ankehitriny”


  • Alatsinainy 30 Martsa 2020

Tena sahirana tahaka ireo namana hafa any ivelany izahay mpanao haiady malagasy hoy i Parfait Rakotonindriana ilay malagasy tompondaka eran-tany in-droa tamin'ny savate boxe française

 

 

raha tafaresaka an-telefaonina taminay izy. Tena olana be ho anay efa zatra ny mikotrana isan'andro hoy izy ilay fihibohana an-trano tsy maintsy atao noho ny Coronavirus. tena lasa manakotsako be izany ny vatana ary toa lasa osaosa izany ny hozatra. Nafarana arak'izany ireo mpikatroka haiady zatra miaraka amiko ny amin’ny tokony hikotranan-dryzareo tsy tapaka any an-tranony avy any mba tsy hatoritory ny hozany rehetra sy ho lasa miraikidraikitra ny "articulation" ary tsy ho mora voan'ny "crampe" rehefa tena hiverina mikotrana indray, hoy i Parfait. Tsy dia misy ihany koa ny fifampiresahana amin'ireo namana any ivelany fa samy revo amin'ny ady amin'ny Coronavirus daholo ny rehetra.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT