Sport

Tenisy Roland Garros Nahemotra amin'ny septambra 2020


  • Talata 31 Martsa 2020

Notapahin'ny FFT "Federasion'ny Tenisy Frantsay" tarihan'ny filohany, Bernard Giudicelli, fa amin'ny 20 septambra ka hatramin'ny 4 oktobra 2020 no

 

 

hanatanterahana  ny fifaninanana tenisy iraisam-pirenena Roland Garros fanao isan-taona any Frantsa. Nokianin'i Ank Hirdiff filoha lefitry ny federasion'ny tenisy Alemana izany fanapahan-kevitra izany fa nolazainy fa notapahin'i Giudicelli samirery hahazoany tombony manokana amin'ny hiatrehany ny fifidianana mpitantana vaovao ny FFT ho tanterahina amin'ny taona 2021 hifanandrinany amin'i Culle Moretta.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT