Sport

Lalao Olimpika Tokyo 2020 Tsy handefa atleta i Canada


  • Talata 24 Martsa 2020

Tsy handefa atleta handray anjara amin'ny lalao olimpika hatao any Tokyo Japon amin'ity taona 2020 ity ny firenena Kanadiana araka ny fanambarana nataon'ny COC "Comité Olympique Canadien" sy ny CPC

 



"Comité paralympique Canadien" ary mangataka ny hanemorana an'ity
fifaninanana ity noho ny ffihanaky ny Covid-19. Ireo mpikambana
Kanadiana ao amin'ny CIO Dick Pound (filohan'ny AMA teo aloha) sy
Harle  sy Hayley Wickenheiser (tompondaka olimpika an'ny Hockey sur
glace sady mpikambana ao amin'ny  CIO nanomboka tamin'ny taonas 2014
no namoaka tamin'n  Twitter fa : «tena lehibe noho ny lalao olimpika
ity krizy nateraky ny coronavirus ity. tsy fantantsika izay mety
hiseho ao anatin'ny 24 ora ho avy, hoy izy ireo, indrindra afaka 3
volana. Mety ho foanana izany ve ity lalao olimpika Tokyo 2020  ho
tontonsaina ny 24 jolay hatramin'ny 15 aogositra  ity, hoy ny
fanontaniana mipetraka ? Mbola tsy misy mahavaly aloha hatreto ny
amin'izany.

Ntsoavina Evariste

JOI Tokyo 2020

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT