Sport

Michel Hidalgo Tsy Coronavirus no nahafaty azy


  • Alatsinainy 30 Martsa 2020

Nambaran'ny olona akaiky azy fa tsy matin'ny Coronavirus izany ilay mpanazatra ny telosoratra frantsay fahiny fa aretina hafa efa nandazo azy elaela ihany no

 

 nahafaty azy teo amin'ny faha-87 taonany tamin'ny alakamisy 26 martsa 2020 lasa teo. Tena henjana ihany koa ny honohono sy ny vaovao tsy mitombina any an-dafy a !

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT