Sport

Neymar JR Miatrika ny fihibohana any Brezila


  • Talata 31 Martsa 2020

Noho ny fepetra manokana noraisin'ny fitondrana Frantsay mikasika ny ady amin'ny coronavirus dia nanapa-kevitra ny nody any Brezila i Neymar Jr

 

 

 

mpilalaon'i PSG hanao izany fihibohana na "confinement" izany. Nomarihan'ny mpanolon-tsaina manokany fa efa nanao "mise en Quarantaine" tany Brezila i Neymar ary tsy mandray olona mihitsy ankehitriny. Isaky ny manana olana ara-pahasalamana na maratra, na ihany koa miala sasatra moa ity mpilalao kalaza ao amin’ny PSG ity dia tsy maintsy mody any an-tanindrazany foana.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT