Sport

Rugby vehivavy Malagasy Miara-milalao amn'ireo zanany roa i Tikasosa Nirina


  • Talata 21 Aprily 2020

Tena hafakely miseho eo amin'ny tontolon'ny rugby Malagasy tokoa ity toe-javatra iray ity.

 

 

 

 fantatra mantsy fa miara-milalao amin'ireo zanany roavavy anatin'ny Makis de Madagascar sokajy vehivavy i Tikasoa Nirina, 38 taona mitana ny toeran'ny "1ère ligne" na "avant" ao amin'ny ekipan'ny JSM Mahamasina ankehitriny. I Prisca zanany iray kosa  dia 23 taona ka ny "3/4 aile" no misy azy.
Mbola io toerana io ihany koa ny misy an'i Monica, 20taona, zanany faharoa. Azo lazaina fa efa ao anaty ràn'izy mianakavy ity taranja baolina lavalava ity satria dia mpilalao Rugby tao amin'ny JSTA Ambondrona ihany koa  Rakotonindriana Raymond rain'izy roa vavy ireo sady vady andefimandrin-dRtoa Tikasoa Nirina rahateo.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT