Sport

Pro league andro fahatelo Mitarika vonjimaika ny Five FC


  • Alarobia 27 Janoary 2021

Andro fahatelo amin’ny fifaninanam-pirenena eo amin’ny taranja baolina kitra

 

 

 

 

Malagasy na ny Orange pro league 2020-2021 isika izao. Mitarika vonjimaika ny laharana ho an’ny sokajy avaratra ny ekipan’ny Five FC, manana isa 9 ary efa nahavita lalao miisa 3. Ity klioba azo lazaina ho vao herotrerony ity ihany koa hatreto no mitarika ny filaharana ankapobeny amin’ireo ekipa miisa 12 mifaninana ao anatin’ity fifaninanam-pirenena ho an’ny sokajy matihanina Malagasy ity. Manaraka azy aoriana ao moa ny Cosfa sy ny FCA Ilakaka, samy manana isa 6, sy ny Elgeco plus, manana isa 5.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT