• Alatsinainy 30 Aogositra 2021
Sport.Jeux de Melaky 2021 Tonga namafa ny dian-dry Siteny ny Fanjakana

Nifarana ny sabotsy 28 aogositra lasa teo ny “Jeux de Melaky” andiany faha-32 notanterahina tany Maintirano. Tsy toy ny tamin’ny fanokafana tamin’ny 20 aogositra,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Aogositra 2021
Sport.Fihaonan’i Madagasikara sy Bénin Misavoritaka ambony ambany ny fandaminana

Mba tsy hilazana intsony hoe ratsy ny fanomanana ny fihaonan’ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra amin’ny “Ecureuil”

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Aogositra 2021
Sport.Fitokanana ny Kianja Barea Ho avy eto Madagasikara I Samuel Eto’o?

Manomboka amin’ny 2ora tolakandro ny lanonana fitokanana ny Kianja Barea Mahamasina ny 2 septambra izao, raha toa ka amin’ny 10 ora dia efa hisokatra ny vavahady.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Aogositra 2021
Sport.Lisitra menan’I Grande Bretaigne Tsy voakasika i Hery Bastien

Mangataka fanibohana manokana na « exception de quarantaine » ho an'ireo mpilalao Afrikanina hamonjy lalao iraisam-pirenena amin'ny governemanta britanika, izay iraisan’I Angletera,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Aogositra 2021
Sport.Faravavy Aurelie Hamony ny lalao paralympiques any Tokyo ihany

Niteraka resabe teto amintsika hatramin’ny omaly ny tsy fahafahan’i Faravavy Aurelie ilay vehivavy manana fahasembanana hiazo an’i Tokyo Japon,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Aogositra 2021
Sport.Kianja Barea Mahamasina Hotokanana sady handray lalao lehibe ny 2 septambra

Hotokanana ny 2 septambra ho avy izao ny Kianja Barea eny Mahamasina, raha ny fampahafantarana nataon’ny Fiadidian’ny Repoblika.

Hamaky ny tohiny
FTT