Sport

Taranja “Padel” Tena voafehin'i Miary Zo Rakotondramboa


  • Talata 22 Aogositra 2023

Efa tonga eto amintsika koa ny Padel ilay taranja vaovao misarintsarina tennis fa mila fahahezana ny fizotry ny

baolina ary afaka midona amin'ny rindrina Tena mila tanjaka sy hakingana ary ireo roa ireo no isan'ny nananan'i Miary Zo nahazoany ny Pro Padel Tour ny faran'ny herinandro teo. Mbola tena ilaina koa ny fahafehezana ny tennis ary izay no tena tombona satria filaharana 1/6 no misy azy ankoatra ny maha mpanazatra manana ny mari-pahaizana federaly frantsay izy. Feno tanteraka ny lehilahy amin'izao ary araka miaro tsara ny voninahitr'i Madagasikara amin'ny Padel.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT