Sport

kitra - Lalaon’ny nosy Mafonja ny delegasionina Maorisianina


  • Talata 22 Aogositra 2023

Mpilalao miisa 23 ary ekipa tekinika na “staff technique” miisa 12 no hanatevina ny delegasionina maorisianina eo

amin’ny taranja baolina kitra hiatrika ny lalaon’ny nosy aty amin’ny ranomasombe indianina ho atao eto Madagasikara ny 25 aogositra ka hatramin’ny 03 septambra hoavy izao. Mafonja ny delegasionina maorisianina, araka izany, raha ny ekipam-pirenen’ny baolina kitra na Club M no resahana. Miisa 35 raha atotaly. Midika izany fa tsy hanao ambanin-javatra ity lalao ity mihitsy ireto nosy rahavavy izay tarihin’ilay tekinisianina malagasy, Fidy Rasoanaivo, ireto. Ilana fahamailoana tanteraka
. J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT