- Alakamisy 25 Janoary 2018
Sosialy.Fanomezana ho an`ny traboina Mbola azo atokisana ve ny BNGRC ?
Nirarakopana ny fanampiana ho an`i Madagasikara rehefa miditra amin`ny taom-pahavaratra dia matetika misy ny loza voajanahary hitranga amin`ny vahoaka. Ohatra tamin`ny fandalovan`ny AVA, maro ireo vondrona na fikambanana eto an-toerana na iraisam- pirenena nanome fanampiana natolotra ny BNGRC na biraom-pirenena misahana ny loza voajanahary izay rafitra hitantana ny fitsinjarana amin`ny traboina.
Hamaky ny tohiny