- Alarobia 07 Martsa 2018
Sosialy.AAA – Tiko Andranomanelatra Omby 168 ahiana ho faty
Omby 168 amin’ny toeram-piompian’ny orinasa AAA-Tiko ao Andranomanelatra no ahiana ho faty hitsitra avokoa raha mitohy ny antsojain’ny fanjakana.
Hamaky ny tohinyOmby 168 amin’ny toeram-piompian’ny orinasa AAA-Tiko ao Andranomanelatra no ahiana ho faty hitsitra avokoa raha mitohy ny antsojain’ny fanjakana.
Hamaky ny tohinyEfa mananika ny 8% ny fiakaran’ny tahan’ny vidim-piainana. Tsy misy izay tsy miaka-bidy ny zavatra rehetra eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyMbola miteraka resabe eny anivon’ny fiarahamonina eny ny resaka fiakaran’ny faktioran’ny JIRAMA. Maro ny velon-taraina ary tsy vitsy koa no miaka-pofona mihitsy tamin’ny nafitsoky ny JIRAMA.
Hamaky ny tohinyMitondra takaitra avokoa ny ankamaroan’ireo vehivavy teratany Malagasy niasa tany Koweit tonga velona eto an-tanindrazana. Ankoatra ireo efa nijoro vavolombelona marobe dia vehivavy Malagasy miisa 70 indray no nampodiana an-tanindrazana ny 22 febroary lasa teo.
Hamaky ny tohinyNikolay nanoloana ny tsy fandraisan’andraikitry ny olom-pirenena eo amin’ny fiainam-pirenena raha nitafa tamin’ny mpanao gazety tetsy Soarano omaly ny manam-pahaizana manokana momban’ny antotan’isa eo anivon’ny ivon-toerana momba izany na ny INSTAT, Jean Baptiste Tarzan Andriamitsara.
Hamaky ny tohinyTelo volana no kely indrindra amin’ireo ankizy lasibatry ny aretina homamiadana eto amintsika. Amin’ny ankapobeny dia ny homamiadan’ny rà, ny maso ary ny tsinay no tena mahazo azy ireny noho ireo antony maro samihafa.
Hamaky ny tohiny