- Alatsinainy 08 Janoary 2018
Sosialy.HAFARI Malagasy Toerana telo no efa azony hanorenana trano mora
Roso ny dian’ny fikambanana HAFARI Malagasy entina hanatsarana ny sosialim-bahoaka eto amintsika. Ankoatra ny fanatsarana hatrany ilay tetikasa fifindra-monina eny Soaniedanana PK 67 izay hanomboka ny 15 janoary ho avy izao ary efa misy olona manodidina ny 500 isa miasa, dia asa goavana hotanterahin’ny fikambanana ny fanomezana trano mora ho an’ireo fianakaviana tsy manana eto an-drenivohitra sy ny manodidina
Hamaky ny tohiny