Sosialy

Fampiofanana ny tantsaha Mahatsara hatrany ny vokatra


  • Zoma 14 Septambra 2018

Mandray anjara amin’ny Tsenabe iraisam-pirenena mahakasika ny ara-pamokarana (FIA) andiany faharoa etsy amin’ny

 

 

Zone Forello Tanjombato ny orianasa Socolait. Tanjona ny hifampiseraserana amin’ny mpanjifa ary hampahafantarana ny vokatra rehetra. Tsiahivina fa orinasa miara-miasa amin’ireo mpiompy ao Vakinankaratra miisa 2.280 ity orinasa ity amin’izao fotoana ary mampiasa ny ronono velona zato isan-jato. Noho ny fiaraha-miasa amin’ireo tantsaha ireo dia mitombo hatrany ny vokatra ronono izay mahatratra 12.600 litatra isan’andro. Ao ihany koa ny fisian’ny fampiofanana ireo tantsaha ireo ka mahatonga hatrany ny fahaiza-manao. Ny antsasa-manilan’ny vokatra ronono ao Vakinankaratra amin’izao dia alain’ny orinasa Socolait ary misy fiantraikany amin’ny fidiram-bolan’ireo tantsaha.

Tsirinasolo

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

  • Tataho Manakara
  • Talata 22 Septambra 2026

Nahazo trano fonenana sosialy

  • FIANAKAVIANA
  • Talata 22 Septambra 2026

MAY TRANO TAO MAROVOAY

Hijery ny tohiny
FTT