Sosialy

Mpanao asa tanana Mikolay amin’ny tsy fisian’ny tsena


  • Talata 30 Oktobra 2018

Mikolay amin’ny tsy fisian’ny tsena ireo mpanao asa tanana Malagasy eto amintsika.

 

 

 Hatramin’ny nanombohan’ny propagandy no nambaran-dRamiarantsoa Jean de Dieu mpanao sady mpivarotra asa tanana etsy 67 ha  fa antony mahatonga izany ka lasa mitobaka be ny hoditr’omby sy hodi-boay, akora  fanamboaran’izy ireo kiraro sy poketra. Teo aloha teo anefa efa mitovy ny salanisan’ireo teratany vahiny sy  Malagasy manjifa ny Vita Malagasy.  Efa leo ireo karazan’entana vita sinoa angamba ny Malagasy. Lasa manamboatra ireo kiraro na kapa vidiana ao aminy maimaimpoana ireo mpanao asa tanana Malagasy amin’izao sady manome antoka ho an’ny mpanjifany ihany koa raha sanatria ka simba mialoha ny fotoana ireo zavatra novidiana tao aminy. Tsiahivina fa ny fotoam-pahavaratra koa dia anisan’ny vanim-potoana iray tsy mampandeha ny tsenan’ireo mpanao asa tanana eto amintsika.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT