Sosialy

Fanavaozana ny entana isan-tokantrano Manome fihenam-bidy ny Baolai


  • Alakamisy 13 Desambra 2018

Ao anatin' ny vaninandro fety tokoa isika izao, ka magazay maro eto no manavao ny tolotra omeny.

 

 

 Anisan'izany ny tranombarotra Baolai izay ahitana entana maro vao tonga toy ny four micro - onde , subwoofer, panneaux solaires mono sy polychristalline, fer a lisser ( volo), refrigerateur, lecteur divx/dvd, machine a laver, synthetiseur, camera de surveillance a distance …. « ny entana lohalaharana amin’ny kalitao ato aminay dia mifanaraka tsara amin 'ny filany sy ny fahefa-mividin’ny tsirairay. Ny toerana ahitana anay dia tsy miova fa ao bazar be Toamasina, eo ampitan' ny epp Analakely, ary Soarano: eo ampitan' ny firaisana voalohany. Ho fanomezana fahafaham-po ny daholobe, dia misy fihenam-bidy amin' ireo TV led sasany ato amin' ny baolai hatramin' ny 31 desambra 2018. ary ho an' ireo te hanao fanomezana miavaka (cadeaux ), dia ao koa ny Smart tv sy TV led maro misy antoka 1 taona avokoa », hoy ny tompon’andraikitra.

 

Nangonin’i RTT

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT