Sosialy

Anosipatrana Nahavita tetezana ny zanak’i Dada


  • Alatsinainy 17 Desambra 2018

Nanaraka ny tenin’ny filoha Marc Ravalomanana ny Zanak’I Dada Anosipatrana dia ny miasa miaraka ny sabotsy 15 desambra teo.

 

 Novitaina ny tetezana simba fandehanan’ny olona maro teny an-toerana  Amin’ny ankapobeny, firaisankinan’ny zanak’I Dada no nahavitana ny asa na nisy aza ny tsara sitrapo. Vita latsa-tsimenitra ary nasiana bizo ny fotodrafitrasa. Tonga nanatrika teny an-toerana ny Foko TIM sy ny premiere adjoint delegen’ny firaisana fahefatra Antananarivo Renivohitra. Nifanampy ny olona satria dia nisy ny nahandro sakafo an-tsitrapo ireo mpanao raharaha. Ny tanjona teto dia ny tombontsoa iombonana. Nampihetsipo ny firaisankina naseho. Hatramin’ny zokiolona 70 taona mahery no nandray andraikitra. Tao koa no nihavana vokatry ny kandida lah-25 na dia tsy nifankatia an-taonany maro aza.

Rabeso

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT