Sosialy

Boriborintany fahenina Nodivoina ny elakela-trano sy ny tatatra


  • Talata 18 Desambra 2018

Taorian’ny fandalovan’ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra Rtoa Lalao Ravalomanana teny amin’ny Boriborintany fahenina ny zoma lasa teo dia nirotsaka nanadio ny lalana rehetra sy ny lalan-drano

 

 

 ary ny tatatra teo amin’ny fokontany Ambohimiadana  atsimo ireo ekipa eo anivon’ity Boriborintany iray ity  ho fisorohana ny mety ho fiakaran’ny rano. Nisy ihany  koa ny fanadiovana ny manodidina ny “bassin” fanasan-damba teny an-toerana narahina fanaovana  ny tombana na “devis”  ny amin’ny fahasimban’ity fotodrafitrasa iray ity hahafahana manarina  azy. Mbola  betsaka ihany mantsy  ireo renim-pianakaviana mivelona amin’ny asa fanasan-damba eny an-toerana. Ny hahafahana manatsara ny fiainan’ny mponina amin’ny andavanandro moa no  tena tanjona.

 Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT