Sosialy

Firaisankinan’ny sendikan’ny mpiasa Mitohy ny tolona


  • Alakamisy 10 Janoary 2019

Mbola betsaka ireo vary mangatsiaka navelan’ny fitondrana teo aloha tsy novaliany mikasika ny fanajana sy ny fiarovana ny zon’ny mpiasa eto amintsika, hoy ny firaisankinan’ny sendikan’ny mpiasa eto Madagasikara na ny SSM.

 

 

 Mitohy ny tolona, hoy i Narison Rakotomanga, sekretera jeneralin’ny SSM  izay tsy tokony hijanona fotsiny amin’ny fanomezana asa ireo tsy an’asa  fa hiitatra mankany amin’ny fanatsarana ny fiainan’ny mpiasa amin’ny ankapobeny mihitsy. Nomarihiny manokana fa tsy tokony hisy mpiasa hikarama latsaky ny 2 hetsy Ar intsony, tsy hanavahana na iza na iza…. Raha araka ny fantatra moa dia hitondra ireo vinany eo anatrehan’ny mpitondra vaovao ny SSM ato ho ato fa tsy handeha amin’ny fitakiana be toy ny teo aloha intsony.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT