Sosialy

Tompona karaoke sy bar sasantsasany Miantso ny namany rehetra mba hanara-dalàna


  • Alakamisy 28 Febroary 2019

Miantso ny fampanarahan-dalàna ho an’ireo rehetra manao asa fitadiavam-bola mitovy aminy ireo tompona karaoke sy bar sasantsasany eto an-drenivohitra.

 

 

 

 Araka ny fanazavan’ny ampahany tamin’izy ireo, lalàna efa nipetraka hatramin’izay ilay tsy fahafahana misokatra aorian’ny amin’ny 9 ora alina. Mbola nisy ihany ireo nanjaka tokana ka mivoha mandra-maraina mihitsy satria an’olona  ambony. Natao ho an’ny rehetra anefa ny lalàna. Ho an’ireo efa mpanara-dalàna hatramin’izay, nomarihin’izy ireo fa mety aminy izao fampahatsiahivina ny lalàna hataon’ny prefen’ny polisy eto Antananarivo izao hahatonga saina ireo namany hafa. Ho an’ireo mpitandro ny filaminana, fanakatonana avy hatrany no hihatra amin’ireo tratra mandika lalàna ho fiarovana ny ain’ny vahoaka sy ny fananany eto an-drenivohitra.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT