Sosialy

TSENAN’IVATO Ny 85 %-n’ny asa fanamboarana no efa vita


  • Alakamisy 28 Febroary 2019

Ny 85 %-n’ny asa fanamboarana ny tsenan’Ivato amin’izao no efa vita, tsena iray anisan’ny lehibe indrindra eto Analamanga.

 

 

 

 

Mpivarotra manodidina ny 1.500 ka hatramin’ny 2.000 isa no kasaina hahazo toerana ao. Ireo mpivarotra efa teo aloha ihany toy ireo manana karatra ara-dalàna sy nahaloa haban-tsena ara-dalàna raha ny nambaran’Andrianjakarivony Manitra, lefitra voalohan’ny Ben’ny tanànan’Ivato no hisitraka izany. Tsy mitombina velively ny filazana fa hananganana toeram-pivarotana solika lehibe ao. Nomarihiny fa betsaka ireo Ben’ny tanàna nikasa ny hanamboatra ny tsenan’Ivato saingy Randrianarisoa Penjy, Ben’ny tanàna amin’izao ihany no nahavita. Niainga avy tamin’ny filan’ny mponina avokoa raha ny nambarany no nahafahan’izy ireo nanangana ireny fotodrafitrasa ireny, amin’ny alalan’ny fandraisana ny olona rehetra tsy an-kanavaka manan-kevitra hampandroso ny tanàna.

 

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT