Sosialy

Andranobevava - Nanisana Raikitra ny fanadiovana faobe


  • Zoma 31 Mey 2019

Mitohy hatrany ny asa fanadiovana tanterahin’ny boriborintany fahadimy, Kaominina Antananarivo Renivohitra.

 Ny tatatra eny Andranobevava miainga eo amin’ny sekoly Le Petit Nid ka hatreny Nanisana no nanombohana ny asa ny 28 mey lasa teo. Niara-nisalahy nanatanteraka ny asa ireo ekipa teknika sy ireo “agent d’assainissement”. Hifarana ny 11 jona ho avy izao ny asa raha ny fantatra. Tanjona ny hanalana ireo tsikafona sy fako manakana ny fikorianan’ny rano anaty tatatra sady hisorohana ny fiakaran’ny rano. Narahina fanentanana ny mponina tsy hanary fako any anatin’ireny lakandrano ireny ny hetsika.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT