Sosialy

Coach Barea Nicolas Dupuis Namoaka ny lisitr’ireo hanao stage any Maroc


  • Alarobia 12 Jona 2019

Teny amin’ny Futsal Andraharo, omaly talata 11 jona 2019 nandritra ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety nataon’ny Barea sy Canal +, no namoahan’ny mpanazatra Nicolas Dupuis ny lisitry ny mpilalaon’ny Barea hanohy ny fanomanantena any Maroc.

 

 

  Aorian'io no hanapahany ny lisitr’ireo mpilalao Malagasy 23 farany handrafitra ny Barea hiatrika ny CAN  2019 any Egypte. Marihina fa ny fotoana niarahana naka sary tamin’ireo mpikambana ao amin’ny “Club de Partenaires, teny Andraharo omaly  maraina, no namaranan’ny Barea ny fandalovany fotoana fohy teto Madagasikara  ary omaly tamin’ny fiandohan’ny tolakandro kosa no nanainga nihazo an’i Maroc izy ireo.
1.
Ibrahima Dabo (Saint-Pierroise La Réunion)
2. Carolus Andriamahitsinoro (Al Adalh Arabie Saoudite)
3. Romario Rakotoarisoa (Fosa Juniors FC Madagascar)
4. Mamy Gervais Randrianarisoa (Saint-Pierroise La Réunion)
5. Razakanantenaina Pascal (Saint-Pierroise La Réunion)
6. Marco Ilaimaharitra ( RC Charleroi Belgique)
7. Caloin Dimitry (Les Herbiers France)
8. Aro Hasina Andrianarimanana (Kaizer Chiefs Afrique du Sud)
9. Faneva Andriatsima (Clermont Foot France)
10. Njiva Rakotoarimalala (FC Fleury 91 France)
11. Paulin Voavy (Mish El Makassa Egypte)
12. Lalaina Nomenjanahary (Paris FC France)
13. Anicet Andrianantenaina (Ludogorets Bulgarie)
14. Jeremy Morel (Olympique Lyonnais France)
15. Ibrahim Amada (Mouloudia Club d'Alger Algerie)
16. Jean Dieu Donné Randrianasolo (Cnaps Sport Madagascar )
17. Toavina Rambeloson (Arras France)
18. Rayan Raveloson (FC Troyes France)
19. William Gros (Vitre France)
20. Romain Métanire (Minnesota United FC Etats Unis)
21. Thomas Fontaine (Stade de Reims France)
22. Jérome Mombris (Grenoble Foot 38 France)
23. Melvin Adrien (Martigues FC France)
24. Fabien Boyer (Grenoble Foot 38 France)

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • ANDRAVOAHANGY
  • Alatsinainy 27 Aprily 2026

Hitadiavana vahaolana maharitra ny ranobe mandavan-taona

  • Karama farany ambany
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Nifampidinika ny mampiasa sy ny sendikan’ny mpiasa

  • Faritra Atsimo Andrefana
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Hisitraka rafitra famatsian-drano miisa 168

  • Vary tsy tafavoaka tany Alaotra
  • Zoma 17 Aprily 2026

Hovidian'ny orinasa SPM 1700 Ar ny kilao

  • HONORAT FOU HEHY
  • Alakamisy 16 Aprily 2026

Niainga omaly hariva hiazo

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 13 Aprily 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT