Sosialy

Tsenan’ny sainam-pirenena Zara raha mahalafo ireo mpivarotra


  • Talata 11 Jona 2019

Miasa maina avokoa hatreto ireo mpivarotra sainam-pirenena mandehandeha.

 

 

 Raha araka ny fanazavan-dRatelimanantsoa, anisan’ireo mpivarotra sainam-pirenena eny Anosy sy ny manodidina dia zara raha mahalafo izy ireo hatreto, tranga efa niainany tao anatin’ny roa taona nisesy izay. Teo alohan’izay anefa tamin’ny taona 2017 dia mahalafo sainam-pirenena 30 isan’andro izy ireo raha kely, rehefa ankatoky ny fetim-pirenena 26 jona tahaka izao. Ankehitriny, iray na roa sisa no lafo isan’andro sady mbola amin’ilay faran’izay mora ihany koa na ilay kely indrindra amin’ny vidiny 2.500 Ar no vidian’ny olona. Mahatratra hatrany amin’ny 15.000 Ar no vidin’ny sainam-pirenena iray lehibe amin’izao raha 10.000 Ar kosa ireo karazany antonony.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT