Sosialy

Tontolon’ny zavakanto Nindaosin’ny fahafatesana i Donat Rasamimanana


  • Alarobia 12 Jona 2019

Banga iray indray ireo mpanakanto eto amintsika. Nodimandry omaly maraina mantsy i Donat Rasamimanana,

 ilay mpamokatra sy mpamoron-kira ary mpitendry mpiara-miasa akaiky amin’ireo  mpanakanto maro be eto amintsika. Anisan’ireny i Melky, i Mirado,   i Natiora Tahio Arenatsiafoy izay namoronany hira manokana mihitsy mitondra ny lohateny hoe : tantano aho,  ary tena akaiky azy….Fahafatesana tampoka moa izao nahazo an’Itompokolahy Donat izao raha ny fantatra, antony nanohina mafy ny fon’ny mpanakanto rehetra namany sy ny manodidina. Izahay eto amin’ny gazety Tia Tanindrazana dia mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviany.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT