- Alatsinainy 12 Aogositra 2019
Sosialy.HAFARI Malagasy Hitory ilay filoham-pokontany nanasoketa azy ho nangala-tsonia
Niezaka nangina ihany aho saingy mahatsiaro ho afa-baraka, hoy ny filoha nasionalin’ny Hafari Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina omaly raha namaly ilay resaka tany ao Andranomena Analavory ana fikambanana iray nolazaina fa nahodinkodin’ny fikambanana tarihiny sy narahina famotehana sekoly…
Hamaky ny tohiny