- Alarobia 14 Aogositra 2019
Sosialy.Jerry Rakotoarijaona « Ny mpanohitra no tena mpanolotsaina ny filoham-pirenena ! »
Efa misy ny dingana atao ankehitriny eny anivon’ny antenimieram-pirenena sy teny amin’ny Carlton Anosy mba hametrahana ny tena atao hoe fanoherana, hoy ny filohan’ny fikambanana Vahaolana anio sy rahampitso na VAR,
Hamaky ny tohiny