• Alatsinainy 19 Aogositra 2019
Sosialy.Asa sosialin`ny antoko Nanao didimpoitra faobe ny TIM

Nanamaivana ny fahasahiranan’ny ray aman-dreny maro indray ny antoko Tiako I Madagasikara, ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Aogositra 2019
Sosialy.Antohomadinika Mila ho tonga eny afovoan’ny arabe ny fako

Mitaraina avokoa ireo mpampiasa lalana sy ny mponina eny Antohomadinika amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Aogositra 2019
Sosialy.Ankorondrano andrefana Trano 100 mahery mety harodana

Misy ny fanotorana tany eny amin’ny fokontany Ankorondrano andrefana amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Aogositra 2019
Sosialy.VOADONAM-PITIAVANA Noboriany ny filahiny fa tsy mety mahazo vehivavy izy

“Samy vita”, hoy ny tenin-jatovo manerana an’Anosikely afak’omaly, tamin’ny fehezan-teny fandrabirabiana filaza amin’ny fora zaza. Raha ny fampitam-baovao azo avy tamin’ny mpiandraikitra

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Aogositra 2019
Sosialy.Ankazomanga-Tsaramasay Anio maraina vao mety hiverina ny jiro

Niaina tao anaty haizina tanteraka ny mponina teny Ankazomanga sy Tsaramasay nanomboka ny talata lasa teo, ary efa nisy ny mponina naneho ny fahasosorany ka nandoro kodiarana teny an’arabe.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Aogositra 2019
Sosialy.Ronono miditra eto an-drenivohitra Mety hisy fitiliana tampoka eny an-dalana

Niharatsy ny kalitaon’ny ronono avy any amin’ny Faritra Vakinankaratra.

Hamaky ny tohiny
FTT