Sosialy

Faritra atsimon’ny nosy Tsy ampy ny fiomanana hiatrehana ny hain-tany


  • Alatsinainy 02 Septambra 2019

Ho avy ny hain-tany any Atsimo kanefa tsy ampy mihitsy ireo panneaux solaires ahafahana misintona rano ao amin’ny reniranon’i Mandrare ao Amboasary Atsimo,

 

 

 araka ny tatitry ny depiote Jean Michel Henri. Tobim-pamatsiana rano (Station de pompage) miisa 4 no hita ao an-toerana kanefa iray monja amin’ireo ihany no misy panneau solaire ary na io aza tsy ampy hisintonana rano. Miantoka ny rano ao Ambovombe Atsimo sy ny manodidina anefa ny rano sintonin’ny station de pompage avy eo amin’ny reniranon’i Mandrare ary tena hiankinan’ny fambolen’ny mponina ihany koa. Miantso ny fitondram-panjakana, araka izany, ny mponina izay soloin’ny depiote any toerana, Jean Michel Henri tena mba handray andraikitra ny

amin’ny famahana ny olana mba tsy hiandriandry hialana amin’ny fifanomezan-tsiny

 

Tsirinasolo

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT