Sosialy

Minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka Hanafaingana ny fomba fiasa ny teknolojia avo lenta


  • Zoma 20 Septambra 2019

Fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa tamin’ny minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka sy ny fikambanana iraisam-pirenena misahana ny fahasalamana (OMS) mandritra ny 3 taona no notanterahina tetsy Ambohidahy omaly.

 

 Miteraka fahatarana amin’ny fandraisana andraikitra hatramin’izay ny fanoratana ny marary eny amin’ny tobim-pahasalamana. Aorian’izay mantsy dia mbola alefa any amin’ny distrika sy faritra ny taratasy izay vao tonga any amin’ny minisitera. Lany fotoana be satria herinandro na tapa-bolana mihitsy izay vao voaray eny amin’ny minisitera ny taratasy ary misy fotoana aza efa tena mihombo sy mirongatra ny aretina izay vao tonga ny taratasy. Amin’izao fotoana izao dia nahazo teknolojia avo lenta ny minisitera vokatry ny fiaraha-miasa amin’ny OMS ka vantany vao mahazo ny vaovao ny eny anivon’ny ivontoeram-pitsaboana na ireny CSB ireny dia voarain’ny minisitera sahady izany ary afaka mandray andraikitra avy hatrany izy ireo, indrindra amin’ireo trangan’aretina mampiahiahy.

Tsirinasolo

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT