Sosialy

Cosafa Women’s Cup 2019 Resin’i Madagasikara 16-0 i Seychelles


  • Talata 24 Septambra 2019

Raha lavon’i Botswana 6-0 ny ekipam-pirenena vehivavy Malagasy sokajy U 17

tamin’ny andro voalohany niakarany an-tsehatra ao amin’y Vondrona B tamin’ny sabotsy 21 septambra teo any amin’ilay fifaninanana Cosafa Women’s Cup 2019 tontosaina ankehitriny any Maorisy dia nanamontsana   ny vehivavy Seiseloa kosa omaly alatsinainy 23 septambra teo amin’ny lalao faharoa natrehany. Marihana fa rahampitso alarobia 25 septambra 2019 manomboka amin’ny 3 ora tolakandro ao amin’ny kianjan’i St François Xavier any Maorisy no hihaona amin’i Afrika Atsimo, eo amin’ny andro faha-3 faran’ny fifanintsanam-bondrona, ny vehivavy U 17 Malagasy.

 

Ireo vokatra azo teo amin’ny andro 2 voalohany :

 

20 septambra : Uganda 1 – 1 Zambie (A)   ;  Maurice 5 – 1 Comores (A)

21 septambra : Botwana 6 – 0 Madagascar (B)    ;    Afrique du Sud 28 – Seychelles 0

22 septambra : Comores : 0 – 15 Zambie   ;    Ouganda 11 – 0 Maurice

23 septambra : Seychelles 0 – 16 Madagascar    ;    South Africa 5 – 1 Botswana  

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

  • Fanohanana
  • Talata 22 Septambra 2026

ireo marefo sy mananan-kilema

Hijery ny tohiny
FTT