• Alakamisy 05 Septambra 2019
Sosialy.Mpisotro Coca cola Olona 2 tapitrisa hotolorana loka daholo

Efa hatramin’ny taona 1953 no nampifaly ireo mpankafy azy ny zava-pisotro Coca cola, hoy ny tomponandraikitr’ity orinasa ity eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Septambra 2019
Sosialy.Fidarohana beantitra tany Behenjy Ny zanany sy ny taizany no nahavon-doza

Nampidirina am-ponja vonjimaika ireo roalahy nikasa hamono ireo mpivady efa antitra tao Behenjy, any amin’iny lalam-pirenena fahafito iny, raha araka ny fampitam-baovaon’ny zandarimariam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Septambra 2019
Sosialy.Ady amin’ny mikraoba Entanina hanasa tanana koa ireo mpitsabo mandray marary

Entanina hanasa tanana avokoa ireo mpitsabo eny anivon’ny tobim-pahasalamana amin’izao, aorian’ny fandraisany an-tanana marary iray na fandraisana fitaovana iray avy nampiasaina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Septambra 2019
Sosialy.Mpanao hitsin-dalana amin’ny seranam-piaramanidina Olona fito no tsy maintsy nampidirina am-ponja

Voarara ny manao hitsin-dalana eo amin’ny faritra hipetrahana sy hiaingan’ny fiaramanidina ao Sambava.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Septambra 2019
Sosialy.Fikambanana fampivoarana tantsaha Nanavotra mpamokatra 600 000

Fikambanana iray niorina tamin’ny taona 1998 ny « Fikambanana Fampivoarana ny Tantsaha » na ny FIFATA.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Septambra 2019
Sosialy.Fiantsonana fasan’ny Karana Mirongatra ny sinto-mahery

Mahazo vahana ny mpanendaka amin’ny faritra manodidina ny fiantsonan’ny taksibrosy miankandrefana sy ny lalam-pirenena faha-7. Maro ireo olona velon-taraina tamin’ny zoma vao maraina be teo.

Hamaky ny tohiny
FTT