• Zoma 06 Septambra 2019
Sosialy.Vato be efa tsy azo antoka intsony Atahorana ny ankamaroan’ireo faritra avo

Atahorana avokoa ny ankamaroan’ireo faritra avo eto an-drenivohitra ahitana vatobe raha ny fantatra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Septambra 2019
Sosialy.Forello Tanjombato Kilan’ny afo ny orinasa mpanao lamba iray

May ny orinasa mpanao lamba iray eny amin’ny Forello Tanjombato. Orinasa afaka haba mampiasa mpiasa marobe izy io, raha ny fantatra. Omaly maraina tokony ho tamin’ny 05 ora sy 05 minitra no nitranga ny loza noho ny antony tsy fantatra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Septambra 2019
Sosialy.Trafika avo lenta Taovan-kena 27 taonina sarona

Vorivorin-kena na tripy sy sokrila milanja 27 taonina no sarona tao amina teratany sinoa tetsy Ampefiloha Ambodirano, Antananarivo. Vokatry ny fiaraha-miasa avy amin’ny olona tsara sitrapo no nazahoana ny loharanom-baovao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Septambra 2019
Sosialy.BNGRC Vonona amin’ny fiatrehana ny loza voajanahary

Efa vonona tanteraka amin’ny fiatrehana ny loza voajanahary ny birao nasionaly misahana ny loza na ny BNGRC.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Septambra 2019
Sosialy.Manjakaray Lasibatry ny afo ny trano vadim-piangonana

Nitrangana hain-trano tao Manjakaray, omaly maraina tokony ho tamin’ny 08 ora sy 36 minitra. Lasibatra tamin’izany ny trano vadim-piangonan’ny fiangonana Advantista noho ny “court circuit”.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Septambra 2019
Sosialy.Fisondrotan’ny PPN Hanao fitsirihana ifotony ny fanjakana

Hentitra ny filoham-pirenena omaly alarobia 4 septambra nandritra ny filankevitry ny minisitra ka nanamafy ny tsy maintsy hahatanterahan'ireo minisitra tsirairay ny tetikasany ka nanomezany

Hamaky ny tohiny
FTT