Sosialy

Fandrosoan’ny firenena Ilaina ny fananana siantifika


  • Alatsinainy 30 Septambra 2019

Mihavitsy an’isa hatrany ny mpianatra Malagasy tia sy mirona amin’ny taranja siantifika araka ny tatitra nandritra ny fankalazana ny faha-130 taonan’ny IOGA (Insititut Observatoire Geo-physique d’Antananarivo).

 

 Hita taratra anefa fa tena mandroso ny firenena manana olona siantifika tahaka ny any Amerika sy Sina ohatra. Nandritra ny hetsika 2 andro natao tetsy amin’ny Akademia Malagasy Tsimbazaza dia nisy lohahevitra maromaro tahaka ny hoe Geosiansa niresahana ny voka-pikarohana rehetra nataon’ny mpikaroka. Anisan’izany ny resaka ambany sy ambonin’ny tany ary ny ana habakabaka. Sarotra ny taranja siantifika ary miezaka mandositra izany ny ankizy sy ny tanora ankehitriny, hoy ny tatitra ary anisan’ny tanjona tamin’ity hetsika ity ny fampirisihana ny tanora hihevitra sy hiditra amin’ny sehatra siantifika.

Tsirinasolo

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • ANDRAVOAHANGY
  • Alatsinainy 27 Aprily 2026

Hitadiavana vahaolana maharitra ny ranobe mandavan-taona

  • Karama farany ambany
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Nifampidinika ny mampiasa sy ny sendikan’ny mpiasa

  • Faritra Atsimo Andrefana
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Hisitraka rafitra famatsian-drano miisa 168

  • Vary tsy tafavoaka tany Alaotra
  • Zoma 17 Aprily 2026

Hovidian'ny orinasa SPM 1700 Ar ny kilao

  • HONORAT FOU HEHY
  • Alakamisy 16 Aprily 2026

Niainga omaly hariva hiazo

  • KAOMININA
  • Alatsinainy 13 Aprily 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT