• Alakamisy 12 Septambra 2019
Sosialy.Tsy fahafehezana ny teknika fitehirizam-bokatra Vary 400.000 taonina isan-taona no very eto amintsika

Tena zava-dehibe ny fahaizan’ireo tantsaha mpamokatra mifehy ny teknika fitehirizam-bokatra mba tsy hahaverivery fahatany izany. Araka ny fanazavana azo omaly tetsy Ampefiloha, nandritra ilay atrikasa nokarakarain’ny “Forum Conseiller Agricole” na FCA izay natsangan’ny AFAAS eto Madagasikara dia mahatratra 400.000 taonina isan-taona

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Septambra 2019
Sosialy.Tsy nety ny tsena Matiantoka 100% ireo mpivarotra teny Soamandrakizay

Nanao fanambarana miaraka tetsy amin’ny Le Pavé Antaninarenina omaly ny fikambanan’ireo mpivarotra niandraikitra ny sakafo teny Soamandrakizay nandritry ny fitsidihan’ny Papa Fransoa teto Madagasikara ny 6 ka hatramin’ny omaly 10 septambra. Fatiantoka 100%, hoy ny mpisolovavan’izy ireo,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Septambra 2019
Sosialy.HAFARI Malagasy Hanao toeram-piompiana goavambe ao Soaniedanana

Tongotra mby an-dakana ny fampiroboroboana ny asa fihariana ho an’ireo mpikambana ao aminy ho an’ny fikambanana Hafari Malagasy, tarihin-dRafanomezantsoa Jean Nirina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Septambra 2019
Sosialy.Vovoka sy hatsiaka teny Soamandrakizay 1 namoy ny ainy, 15 naiditra hopitaly

Renim-pianakaviana mpizaika iray 60 taona no namoy ny ainy tampoka ny alin’ny sabotsy 7 septambra lasa teo teny Soamandrakizay nandritra ny lamesa goavana niarahan’ireo mpino marobe tamin’i Papa Fransoa teny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Septambra 2019
Sosialy.Soa fianatra Azo atao tsara ny manadio ny tanàna

Resaka etsy sy eroa ny fiovana endrika tampoka hita teto Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina tato anatin'ny herinandro izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Septambra 2019
Sosialy.Minisiteran’ny asa, ny asam-panjakana ary ny lalàna sosialy Mitohy ny ady amin’ny kolikoly

Mbola manankery ankehitriny ny teny filamatra noraisin-dry zareo mpiasa ao amin’ny minisiteran’ny asa, ny fampananan’asa, ny asam-panjakana ary ny lalàna sosialy tarihan-dRtoa Gisèle Ranampy manao hoe “Tsy misy indrafo ho an’ny mpanao kolikoly”

Hamaky ny tohiny
FTT